Rock YouTube channel with real views, likes and subscribers
Get Free YouTube Subscribers, Views and Likes

1/ Faune Endémique eto Madagascar: Fosa - Cryptoprocta ferox

Follow
LEMANA Elisée

Fosa: Biby efa nisy teto Madagasikara hatramin’ny 20 tapitrisa taona lasa

Voasokajy vulnérable na efa osaosa ny fitombo’ny taranany araka ny sokajy nomen’ny Union internationale pour la Conservation de la Nature.

Vono ataon’olona azy no mety hahalany tamingana haingana ny Fosa, ny fihenan’ny velanaran’ala azony iainana aradalàna indrindra ny dorotanety.

Tadidio fa efa latsakin’ny 5 000 isa ny Fosa manerana an’i Madagasikara amin’izao fotoana izao araka ny tombana nataon’ny mpikaroka, izany maha anaty lisitry ny biby zanatany arovana azy, tsy azo hazaina na tezaina na aondrana any ivelany ny Fosa fa mahasarika mpizahatany maro kosa izy ao amin’ny faritra arovana kirindy Forest ao Morondava.

Ny Fosa, Biby zanatany tokana sy endémique eto Madagasikara.

Lien facebook: https://fb.watch/pvmKkAx669/

posted by radiobronnp